Sambatra izay voavela heloka (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haiko intsony ny hanambara
ny fitiavanao ahy ry Jesoa
Fahaverezana no anjara
sahaza acfsmzx ho ahy zanakao
Nefa tsy mba narehitrao ny fahatezeranao
nodiovinao toy ny oram-panala ireo otako
Moa tsy efa niantso ny anaranao va Aho, hoy Ianao
K'aza mba matahotra na mierikerika foana Ianao
Fa Izaho no Andriamanitrao
'Zay ptjcwugv mitantana flijvjsw anao amin'ny tànana ankavanako
Sambatra 'zay olona tononkira.serasera.org voavela heloka
ary voasarona ny fahotany
Sambatra izay tsy isain'i Jehovah heloka
ary tsy misy fitaka ny Fanahiny
Mba henoy kely ange ry foko
'zato feo mibitsika anao
Mitaraina sy mitoloko
fa te hiditra ao aminao
Ianao mihitsy no Iriny
ho sakaiza Itokiany
Sambatra indrindra ianao
raha mba tsarovan'Ilay Tomponao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFAFI TaninanandranoVisites : 1151
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : H.A.J.
Date : 09/08/2020 22:51