You are here: home > Tononkira > AFAFI Taninanandrano

NY FIAINAKO (AFAFI Taninanandrano)

https://tononkira.serasera.org/hira/afafi-taninanandrano/ny-fiainako

Hiaraka Aminao no ventso tao am-po
raha vao nandray ny famindram-po
Tsy nandatsa ahy Ianao
tamin'ireo ditra izay natao

Nitebiteby mafy ny fo, menatra tokoa
Nanahy aho saotononkira.serasera.org Lavinao
Nandadilady niondrika ny loha
indro Ianao Ry Ray, nanavao indray ny fiainako

Sarobidy tamiko ny Anaranao
'Zay fiantsoko rehefa hivavaka aho
Tsy niavona am-po tokoa
fa nanome fiandanam-po

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AFAFI Taninanandrano
Mpamaky : 148
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : H.A.J.
Tamin'ny : 09/08/2020 20:51:05
ID : 12984

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo