Ampidiro aloha ny tenimiafina
AMPIDINO ETO ANIO (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ampidino eto anio ny herinao Ray ô !
Henoy ny vavakay avy ao am-po
Trotroinay Aminao ka mba jereo
Reto zanakao
2-Irinay koa ny hasoavanao Ray ô
Tsy hisaraka aminy na aiza aleha
Fa hamirampiratra ho dqcgnauo hitany
Fa ti azy Ianao
3-Aza avela ho rery reo Ray ô
Aza ilaozanao fa efa Anao
Ny asa ataony anie mba hombanao
Hiderany Anao
REF tononkira.serasera.org :
Hinoanay fa hitarika azy Ianao
Na aiza na aiza aleha hiambina azy Ianao
Satria vnzf fantatray fa tia azy Ianao
Ka ambany elatrao no hialofany
Raha sendra ebxs ny manjo
Henoy ny vavakay avy ao am-po
Trotroinay Aminao ka mba jereo
Reto zanakao
2-Irinay koa ny hasoavanao Ray ô
Tsy hisaraka aminy na aiza aleha
Fa hamirampiratra ho dqcgnauo hitany
Fa ti azy Ianao
3-Aza avela ho rery reo Ray ô
Aza ilaozanao fa efa Anao
Ny asa ataony anie mba hombanao
Hiderany Anao
REF tononkira.serasera.org :
Hinoanay fa hitarika azy Ianao
Na aiza na aiza aleha hiambina azy Ianao
Satria vnzf fantatray fa tia azy Ianao
Ka ambany elatrao no hialofany
Raha sendra ebxs ny manjo
--------
Rohy:
Hevitra
goodnssgirl
(
01/07/2017 14:25)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAFI TaninanandranoVangy : 7362
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tx3
Daty : 29/05/2017 22:28
