Mitrakaha (AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Mitrakaha f’aza mihondrika, ahirato ny masonao
Ka andrandrao ny lanitra, antsoy ny ananaraNy
Mety ho sendra ady sarotra, fahoriana mianjady anao
Aza very hevitra, manantona ny Ray
Ref : Mitrakaha re rahavako o! Mitrakaha ianao fwayxbs fa
Fiainanao ho tonga vaovao, aza matahotra
gbzmr Fombam-piainana izao, aza miondrika fa
tononkira.serasera.org Ao ‘lay Ray be fitiavana hanome hery anao
2 - Fa ny Rainao tsy aolous mba mandao, mihaino ny fivavakao
Aza matahotra satria Izy anie tena Tia
Raha tojo fakam-panahy, manintona fo sy fanahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana)Hits : 345
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 27/01/2026 14:48