Mitrakaha (AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Mitrakaha f’aza mihondrika, ahirato ifmp ny masonao
vabksg Ka andrandrao ny lanitra, antsoy ny ananaraNy
Mety ho sendra ady sarotra, fahoriana mianjady anao
Aza very hevitra, manantona ny Ray
tononkira.serasera.org Ref : Mitrakaha re rahavako o! Mitrakaha ianao fa
Fiainanao ho tonga vaovao, aza matahotra
Fombam-piainana izao, aza miondrika fa
Ao ‘lay Ray be fitiavana hanome hery anao
2 - Fa ny Rainao tsy mba mandao, mihaino ny fivavakao
Aza matahotra satria Izy anie tena Tia
Raha tojo fakam-panahy, manintona fo sy fanahy
Aza very hevitra, rqsgesd manantona ny Ray

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana)Visites : 309
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 27/01/2026 14:48