Henoy ny antso (AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Henoy ny antso ry velon’aina
Ny fiainana an-tany, manondoka ka tandremo
hfxspt Miaraha-mitady ny lalan-tsara
Dia Jesosy oczi zanaky tononkira.serasera.org ny Ray
Ref : Tsy mba sitrakareo ve ny hiara-kizotra
Tsy mba teninareo ve ny hiara-handova
‘Lay fiainana am-paradisa soa
Eo anilan’ilay Tompo soa
2 - Katsaho aloha ny fanjakako
Dia hanampy anareo ny zavatra rehetra ety
Ny marina hatrany no handehano
‘Dia ho iaasn sambatra ny fiainanao
Ny fiainana an-tany, manondoka ka tandremo
hfxspt Miaraha-mitady ny lalan-tsara
Dia Jesosy oczi zanaky tononkira.serasera.org ny Ray
Ref : Tsy mba sitrakareo ve ny hiara-kizotra
Tsy mba teninareo ve ny hiara-handova
‘Lay fiainana am-paradisa soa
Eo anilan’ilay Tompo soa
2 - Katsaho aloha ny fanjakako
Dia hanampy anareo ny zavatra rehetra ety
Ny marina hatrany no handehano
‘Dia ho iaasn sambatra ny fiainanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana)Hits : 232
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 27/01/2026 14:25
