Henoy ny antso (AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
     1 - Henoy ny antso ry velon’aina
        wdqsea   Ny fiainana an-tany, manondoka ka tandremo
          Miaraha-mitady ny lalan-tsara
  nxabo         Dia Jesosy zanaky ny Ray

      Ref : Tsy mba sitrakareo ve ny hiara-kizotra
              Tsy mba teninareo ve ny hiara-handova
             ‘Lay fiainana am-paradisa soa
    vmxk           Eo anilan’ilay Tompo soa

     2 - Katsaho aloha ny fanjakako
          Dia hanampy anareo ny zavatra rehetra ety
          Ny marina hatrany no tononkira.serasera.org handehano
         ‘Dia ho sambatra ny fiainanao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFA F3 Anosibe (Antoko Mpihira Faritra fahatelo FLM Anosibe Fampiraisana)
Visites : 191
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 27/01/2026 14:25
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.029