Arahaba (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org 1 – Taon-Jobily ny andro anio
Tsaronao ve? Mba tadidio
Taona maro efa lasa izay
nfqsdu No teraka ‘lay Mpamonjy anao
Ref : Arabaina ianao ry Dada
Tsy ho adino ianao ry Neny
Zoky, zandry, havana
evuhapr Tsika rehetra izao
Dia arabaina tsy ankanavaka.
2– Maro ireo mba maniry
Ho tratr’ity Noely mamy ity
Isika izao no mivory eto
Makalaz’ity andron’i mgwmg Jesosy
** Arahaba **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
Tsaronao ve? Mba tadidio
Taona maro efa lasa izay
nfqsdu No teraka ‘lay Mpamonjy anao
Ref : Arabaina ianao ry Dada
Tsy ho adino ianao ry Neny
Zoky, zandry, havana
evuhapr Tsika rehetra izao
Dia arabaina tsy ankanavaka.
2– Maro ireo mba maniry
Ho tratr’ity Noely mamy ity
Isika izao no mivory eto
Makalaz’ity andron’i mgwmg Jesosy
** Arahaba **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Vangy : 176
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 07/05/2026 17:33
