ORY NY FO (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I- Ory ny fo >>> tsy mahatraka ny loha
Tompo malala o >>> raha mahatsiaro ireo
Mahatsiaro >>> ny dinitra mitete
No niaretanao >>> Tompo o!
Adim-panahy >>> tsy maintsy atrehinao
Fampijaliana >>> tena tsy misy indrafo
Horohoro >>> mafy dia mafy tokoa
Nianjady aminao >>> Tompo o


REF } Nizaka ny mafy ianao , mpamonjy malala o!
Ny heloka vitanay no niaretanao
Nolatsaina e! >>> nolatsaina ianao tompo o!
Novonoina e! >>> novonoina ianao


II - Jesosy o! >>> nandao ny lanitra ianao
Ho ety an-tany >>> mamonjy ireo 'zay nania
Tompo tia o! >>> tena fitiavana ianao
Nanavotra anay >>> Tompo o
Noho ny helokay >>> no nandefonana Anao
Mafy izay >>> nefa tsy afa-nanda
Hisoloana >>> ny heloka izay vitanay
Vohombo ianao >>> Tompo o!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)
Vangy : 1478
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : stewartfaniry2
Daty : 05/05/2015 22:12
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0714