Mbà Taitsa (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Agnao, ry namako ô mankaia ?Fa mangaika anao, andao mba hiaraka !
Jesosy Tompo ro mitaogna
Mbà Taitsa agnao fa agnay zao roso a
Fa ny teniNy e, mitondra fiaignana
sy fahasambarana mandrakizay
Fa ny teniNy e, mitondra fiaignana
sy fahasambarana mandrakizay
F'izay rehetra mandray Azy
Dia tonga zanaka mpandova
F'izay mandà ny Zanaka de tsa handova lagnitsa,
Mbà Taitsa agnao fa agnay zao roso a
F'izay mandray de sambatsa fa ho agny an-dagnitsa,
Mbà Taitsa agnao fa agnay zao roso a
Izy anie mbola miandry,
te handray anao
Miovà malaky,
de mba taitaitsa e, ndao hiaraka
He ! Mbà Taitsa ee !
Agnao, ry namako ô mankaia ?
Fa mangaika anao, andao mba hiaraka !
Jesosy Tompo ro mitaogna
Mbà Taitsa agnao fa agnay zao roso a
Fa ny teniNy e, mitondra fiaignana
sy fahasambarana mandrakizay
Fa ny teniNy e, mitondra fiaignana
sy fahasambarana mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Vangy : 6
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : FS12
Daty : 02/01/2026 16:32
