AFAKA NY TANY (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I- sgiigcl Afaka ny mroniqqo tany; tonga ianao Jesosy
Hiaraka mizaka ity
(Ny onjam-pahotana) zay nentin' ny satana
Hita niha maivana e!
II- Ny hazo nijalianao
Marika ho anay fa misy ra nalatsaka
Sorona (hamonjena) ny olona eto an-tany
Ho afaka @ otany
Dia misaotra anao Tompo tononkira.serasera.org o!
Be fitiavana ianao
Mirana ny saina
Azoazo ny ainy! fa voavotra zita Tompo o!
Hiaraka mizaka ity
(Ny onjam-pahotana) zay nentin' ny satana
Hita niha maivana e!
II- Ny hazo nijalianao
Marika ho anay fa misy ra nalatsaka
Sorona (hamonjena) ny olona eto an-tany
Ho afaka @ otany
Dia misaotra anao Tompo tononkira.serasera.org o!
Be fitiavana ianao
Mirana ny saina
Azoazo ny ainy! fa voavotra zita Tompo o!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Hits : 2023
Likes : 1 Like
Created by : stewartfaniry2
Date : 03/05/2015 02:13
