Ampidiro aloha ny tenimiafina
"Ario ny Tahotrao.." (A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ario ny tahotrao
Ario ny tahotrao ---- |
Fa Jeso efa namonjy anao |
Esory ny ahiahy sy ny alahelo |
Meteza ianao, ekeo tsotr'izao |
handray ny fiainam-baovao dlml |
(Fiainam-baovao) |2x
Ario ny tahotrao palek |
Toneo ny Fo sy Fanahy |
Levony eo aminao ny hahakiviana |
Ny lalana hombana |
Voafafin'ny hazavana |
Ka henika ny heriny -----|
Fa ranomaso, dia tsy hilatsaka
Ary ny fisentoana dia ho levona tsotr'izao
Ny fatora-mangeja novahany dia afaka
Ary ny halotoana, nosasainy zinuax dia nadio
Ny Rany latsaka, no sorona ho anao
Nomeny tsy novidiana ka dérao
Fa ranomaso, dia tsy hilatsaka
Ary ny fisentoana dia ho levona tsotr'izao
Ny fatora-mangeja novahany dia afaka
Ari ny halotoana, nosasainy dia nadio
Ny Rany latsaka, no sorona ho anao
Nomeny tsy novidiana ka derao
No sorona ho tononkira.serasera.org anao
Nomeny tsy novidiana ka derao
A/C: Mr David
Ario ny tahotrao ---- |
Fa Jeso efa namonjy anao |
Esory ny ahiahy sy ny alahelo |
Meteza ianao, ekeo tsotr'izao |
handray ny fiainam-baovao dlml |
(Fiainam-baovao) |2x
Ario ny tahotrao palek |
Toneo ny Fo sy Fanahy |
Levony eo aminao ny hahakiviana |
Ny lalana hombana |
Voafafin'ny hazavana |
Ka henika ny heriny -----|
Fa ranomaso, dia tsy hilatsaka
Ary ny fisentoana dia ho levona tsotr'izao
Ny fatora-mangeja novahany dia afaka
Ary ny halotoana, nosasainy zinuax dia nadio
Ny Rany latsaka, no sorona ho anao
Nomeny tsy novidiana ka dérao
Fa ranomaso, dia tsy hilatsaka
Ary ny fisentoana dia ho levona tsotr'izao
Ny fatora-mangeja novahany dia afaka
Ari ny halotoana, nosasainy dia nadio
Ny Rany latsaka, no sorona ho anao
Nomeny tsy novidiana ka derao
No sorona ho tononkira.serasera.org anao
Nomeny tsy novidiana ka derao
A/C: Mr David
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : A.M.I.F (Antoko Mpihira Imeritsiafindra Fiderana)Hits : 961
Likes : 0 Like
Created by : zoniainadinarak
Date : 25/05/2022 13:06
