Raiso aho (3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra Fitahiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiso aho
Tompo ô mamindra Indray fo amiko
araka ny fitiavanao
Diovy aho hadio zany foko anio
Ity adalanao qcnivp ampodio
Ref : tononkira.serasera.org
Raiso aho anio
manatona
Indro ny kpeb foko anjakao
Mpanjakako,tompoko mdliaw Ianao Jesoa
Mider'Anao ny momba ahy
Fa zava-drehetr'amiko Ianao
Lay avo ambony indrindra
Hatrizay anio ary ho mandrakizay
fanjakanao tsy ho rava
Tonony : Tsilavina Ramaherivelo
Feony :Lova Ranaivoson
Tompo ô mamindra Indray fo amiko
araka ny fitiavanao
Diovy aho hadio zany foko anio
Ity adalanao qcnivp ampodio
Ref : tononkira.serasera.org
Raiso aho anio
manatona
Indro ny kpeb foko anjakao
Mpanjakako,tompoko mdliaw Ianao Jesoa
Mider'Anao ny momba ahy
Fa zava-drehetr'amiko Ianao
Lay avo ambony indrindra
Hatrizay anio ary ho mandrakizay
fanjakanao tsy ho rava
Tonony : Tsilavina Ramaherivelo
Feony :Lova Ranaivoson
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : 3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra FitahianaHits : 380
Likes : 1 Like
Created by : ramaherivelo77
Date : 10/04/2025 10:59
