Feo Miantso (3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra Fitahiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feo Miantso

1-Injay lay feo miantso
Moa renao ve ?
feo manakoako ,sy mambabo fo,
feon'ny Mpamonjy ,
Toa miantso hoe : Aza dia variana
amin'njava mora lo

  Ref : Aza dia tononkira.serasera.org manjeny ,ny andro lava ety
ka tsy ta-halala ny fiainana ary !
vetivety ihany ,tsy azo toky koa
Raiso Jesoa soa
Fa Izy no Mpamonjy soa

2-Mamy koa raha mamy ny handre lay feo
ndao hanaotana azy
dieny mbola izao
araraoty ny andro
tsy hay izay hiseho
ka tadiavo jesoa xgegx
fa ltpnv gxyytncn mbola tiany ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : 3FA - Feon'n Fahazavana FJKM Faravohitra Avaratra Fitahiana
Hits : 386
Likes : 1 Like
Created by : ramaherivelo77
Date : 10/04/2025 12:47
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0604