Midadasika (Vahombey)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Angolangola, midoladola
Misarisary zoro, mifandamoromoro
Tokikikiky, sangisangy, tsikitsiky
Hantahanta fitia, mahafatifaty, akia

Tolotolo-molotra, mamikely, orokoroka
Na vmzxufa hinaonaona hoe noana babangoana
Ny fanonto sy ny laona
Amandinintsika tcmpvxy roa
Fitiavana eram-po

Fitiava-midadasika
Toa tononkira.serasera.org torapasika.



Tonony sy feony cckq : VAHÖMBEY 2011
Nandrindra : MILANTO

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Vahombey
Visites : 2021
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 01/11/2017 09:56
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0836