Midadasika (Vahombey)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Angolangola, midoladolaMisarisary zoro, mifandamoromoro
Tokikikiky, sangisangy, tsikitsiky
Hantahanta fitia, mahafatifaty, akia
Tolotolo-molotra, mamikely, orokoroka
Na hinaonaona hoe noana babangoana
Ny fanonto sy ny laona
Amandinintsika roa
Fitiavana eram-po
Fitiava-midadasika
Toa torapasika.
Tonony sy feony : VAHÖMBEY 2011
Nandrindra : MILANTO
--------
Link: