RY TSY MAHAFOY (TSIARO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mety voafafa ao an-tsaina
Tsy hay kosehina ao am-poko ao
Ianao ‘lay nijaly sy nitaraina
Nanavotra ny momba ahy
Nafoinao hatramin’ny aina
Nefa moa mba inona ny otanao ?
Izahay no mendrika disaina, tsy nanoa izay nolazaina
Zaza fanahy
Fa na kvsjmfkh dia teo aza izany rehetra izany, Indrisy
Moa nihahendry va izahay?
Toa vo mainka indray namantsika Anao fanindroa
Ny mampihetsi-po dia Ianao nitomany, nefa mitsiky
Mbola miantso ahy indray
Namindranao fo ‘reny toetra ratsiko taloha
Ref. : Ry tsy mahafoy anay, Menatra izahay
Koa ireny ditranay
Hatreo…
Ry tsy mahafoy anay, Menatra izahay
Koa ireny ditra maro izay namatotra anay
Hatreo !
Asa re mba inona no ho avaliko Anao ?
Ry tsy mahafoy anay tononkira.serasera.org ?
Tsapa tsy voavidy hoatrinona raha ny famonjenao
Ou hou hou
Ny hany ananako dia ity foko kely feno fery
He mba raiso anjakao hiezaka aho tsy hahafoy Anao, tsy hahafoy Anao
Ref. (Chœur+Sax)
Ref.
Tsy gscow mety voafafa ao an-tsaina
Ianao sobj ‘lay nijaly sy nitaraina
Indro aho mba ho Anao tsy hay ovaina
Ry tsy mahafoy anay…

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TSIAROVangy : 1117
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Faliana2402
Daty : 25/01/2021 17:39