Tsy kivy (Tselatra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mpvd Sao heverinao kilalao
Izao hirako izao
Lava tononkira.serasera.org volo tsy be teny be gitara hoy ianao
Nefa tsy hainao ,tsy fantatrao

Tsy lasana ny manaraka intsony
Ny rendrarendran’ny satana sy demony
Andriamanitra fitiavana
Hivavaka aho eh! Hidera ny Ray
Ka hivavaka aho ê, edgg hitsaoka ny Ray

Fa na ory aho na tomany
Tsy ahoako intsony izany
Mbola hoavy ilay andro ilay andro hifaliana
Hijinjana ny rehetra nihafiana

Ny fiainana mitsimbalivaly
Ao ny tsara sy ratsy mifandimby hatrany
Anao ny safidy raiso ny eyavk tena izy
Fa Jesoa no iray ê, mandrakizay
Fa Jesoa no iray, Mpamonjinay
Jesoa no iray mandrakizay
Fa Jesoa iray , Zokinay

Aoka re ho fantatrao ê
Fa novonjena tokoa ianao
Tamin’ny Ran’i Kristy tonga tety
Iraka avy any an-danitra any
Nanafatra, mifankatiava tsara
Mifanaja, Mifanaraha,  Mitandrina ny lalana
Ao amin’ny Ray ê mandrakizay
Ny toetran’ny Ray, Andriamanitra
Masina (3)x2
Ao amin’ny Ray ê mandrakizay
Manaja ny Ray Andriamanitray

TSELATRA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tselatra
Visites : 5324
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : berado
Date : 21/08/2006 11:31
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0145