tovolahy (Tselatra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro ange tazano
Ity tovolahy toa efa mamo
Toa mandroroa fijery
Toa miteny irery
Tovolahy lohaafeu tsy mba misotro firy
Indrisy niova izy ankehitriny
Tsy maotimaotina toy ny fahiny
      Oriory,misotro sy migoka
      Dia mamo koa ny fony e!
Pinara sisa fanafody
Fa i kalakely lasana tsy nody
Maharary izy e,dia tsy ho avotra intsony ve
     viegp  Oriory nisotro sy nifoka
      Ka tomany be ny fony
Tavoahangy botakely
Io indray tononkira.serasera.org no toa mamy toa tantely
Sisa azony nasolo an’ilay kalakely
Pinara sisa fanalana
Fa le namany lasana tsy tamana
Marary izy e!
Dia arianareo tokoa ve!
      Oriory,nisotro sy nigoka
      Ka katry be ny fony zvxhto  

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tselatra
Visites : 10505
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Radama
Date : 11/04/2005 09:16
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3956