tovolahy (Tselatra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro ange tazano
Ity tovolahy toa efa mamo
Toa mandroroa fijery
Toa miteny irery
Tovolahy tsy mba misotro firy
Indrisy niova izy ankehitriny
Tsy maotimaotina toy ny fahiny
xgfs      Oriory,misotro sy migoka
      Dia mamo koa ny fony e!
Pinara sisa fanafody
Fa i kalakely lasana tsy nody
Maharary izy e,dia tsy ho avotra intsony ve
      Oriory nisotro sy nifoka
      Ka tomany be ny fony
Tavoahangy botakely
Io indray no tononkira.serasera.org toa mamy toa tantely
Sisa azony nasolo an’ilay kalakely
Pinara sisa fanalana
Fa le namany lasana tsy tamana
Marary izy e!
Dia arianareo tokoa ve!
awcr      Oriory,nisotro sy nigoka
     tohjokm  Ka katry be ny fony  

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tselatra
Hits : 10504
Likes : 0 Like
Created by : Radama
Date : 11/04/2005 09:16
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0549