Rainay ô (Tselatra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rainay ô
Ato anaty dtslka lalina
No miantso anao izahay
Mba henoy ny vavakay

Rainay ô
Indro atolotray ho Anao
Fo sy saina sy fanahy
Mamindrà fo, tononkira.serasera.org mamindrà fo aminay

Indro solafaka izahay
Ka miandrandra ny Tànanao

Fanantenana, Famonjena
No irina avy Aminao
Mba raiso ho eo akaikinao

Fahasambarana, Fiadanana
No irina avy Aminao
Mba raiso ho eo an-tratranao

Rainay ô
Ato anaty alina
No mivavaka
Miantso ny Anaranao

Ray ô, Ray ô
Indro astolotray ho Anao,
Fo sy saina sy fanahy

Nefa izahay mora ambakaina eh
Ka miantso Anao hiaro ny dia

Fanantenana, Fitiavana
No irina avy Aminao
Mba raiso ho eo akaikinao

Fahasambarana, Fiadanana
No irina avy Aminao eh
Mba raiso ho eo an-tratranao

"Eny Ray, oyia
Misaotra Anao fa Ianao no nanafaka anay
Tao anatin'ny fandrik'i Satana
Mankalaza ny Anaranao izahay
Misaotra anao, misaotra anao qhtk Ray ô."

Izaho efa mahalala
Ianao mpanome fifaliana ary koa fahazavana
Izaho, efa mahay
Fa ny finoako, fa ny finoako, no entako izay tena tsara.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tselatra
Visites : 28463
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Harisendra
Date : 08/10/2003 20:27
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0514