hafatra (Tselatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
zary gina ny tontolo
rakotra haizin’alin-kisa
ny zava-boary miova volo
alakve tsy hita intsony hamisavisa
feon-biby samy hafa
no re manakoako hatraiza hatraiza e
no hany mandrotsy ny fanahy
sara-tiana difin-tsakaiza
ref: ry volana o! ry kintana tononkira.serasera.org ambony
etsy ange mba hafarako
ny sentom-poko noho ny
raha tojo anao lay tokana lalaiko
azo ambadika ao ry vohitra avo
no misy lay hany singa tiako
ka raha azonao atao bitsio
aza ela hono hono hoe
ref:
tiana o! faingana raha tojo anao irony hafatro
idzaqod tiana o! faingana fa ny foko no manafatra
tiana o! faingana fohany ireo taloha
ny betngmsm sentom-poko hatsaharo ,ny fahanginako resaho

--------
Lien: