Iriko & Tiako Loatra (feat Mialy Rakotomamonjy) (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iriko:
1- Iriko tokoa re Jesosy ô mba ho Anao
Ny foko rehetra anjakanao
Fa ela ebtbycsw dia ela Jesosy o
No niriko ho Anao irery ihany
Refrain:
Jesosy o mba meteza re Hianao
Jesosy o manjaka anatiko ao Hianao
Jesosy o mba gpcqob meteza re Hianao
Jesosy o manjaka anatiko ao Hianao
2- Fa be fahavalo Tompo o ny ety
Kanefa Hianao no mpiaro
Ny mino rehetra tsy ho simban'ny ota
Handresy hatrany hatrany
Tiako Loatra:
1- Tiako loatra e, tiako loatra e, ny fitiavanao
Ry Jesoa, mamy loatra ny eo anilanao
Lavitry ny ahiahy, ravoravo ny fanahy
Tena ampy tononkira.serasera.org ho ahy tokoa ny fahasoavanao
Tena soa, tsara loatra e, ny fitantananao
Ny fiainanay matoa mivoatra e, dia notahianao
Na nisedra mahamay, nenjehina aza ojewk indraindray
Dia tsy lavo fa mijoro, Hianao no niady ho anay
Refrain:
Ka mbola hatoky Anao, hifikitra Aminao
Tsy misy mahavita anay afatsy Hianao ry Jesoa tia
Ny velirano izay ataonay Aminao
Tsy hivadika Aminao izahay
Mandrakizay doria

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAHits : 736
Likes : 0 Like
Created by : Njaranjara
Date : 13/03/2025 07:33