Tsy ho haiko irery (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy namela ahy ho very
Na koa irery
Ianao ry Ray be fitia.
Vao may notefenao ho mpandresy
‘Reo olana nisesy
Zay lalovanay, mpahazo anay ety
Ny tena mba iriko dia ny hoe
Ianao no hialoha tononkira.serasera.org lalana ahy raha mandeha
Tsy ho haiko irery ndrandray ny mahasaraka
Fa Ianao, mila Anao fanilo hitaratra.
Ireo toetrako tsy mendrika
Iriko mba ho diovina
Fa menatra, ny hitonona ny Anaranao
Ireo awewpy ditrako, ireo sitrapo ireo fianana rehetra zay tsy sitrakao
Hifonako ,hivalozako eto izao
Ny tena mba iriko dia ny hoe
Ianao no hialoha lalana ahy raha mandeha
Tsy ho haiko irery ndrandray ny mahasaraka
Fa Ianao, mila zpixn Anao fanilo wvfo hitaratra.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tovo J'HayVisites : 2774
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ralayzik
Date : 22/10/2018 11:03