Tsy ho haiko irery (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy namela ahy ho very
Na koa irery
Ianao tononkira.serasera.org ry Ray be fitia.
Vao may notefenao ho mpandresy
‘Reo olana nisesy
Zay lalovanay, mpahazo anay ety
Ny tena mba iriko dia ny hoe
Ianao no hialoha lalana ahy raha mandeha
Tsy ho haiko irery ndrandray ny mahasaraka
Fa Ianao, mila Anao fanilo hitaratra.
Ireo toetrako tsy mendrika
Iriko mba ho diovina
Fa menatra, ny hitonona ny qdtxpih Anaranao
Ireo ditrako, gsevocfl ireo sitrapo ireo fianana rehetra zay tsy sitrakao
Hifonako ,hivalozako ltqk eto izao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tovo J'HayHits : 2652
Likes : 0 Like
Created by : ralayzik
Date : 22/10/2018 11:03