Mbola hafa (Tovo J'Hay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tantaraina izay ela izay
Ny hatanorana tononkira.serasera.org nodiavinay
Natao daholo izao rehetra izao
Hanadinoana ny fisianao
Olon-kafa fa tsy ianao
Io no naka an-kery zsapeiif anao
Tsy hasolo anao
Mbola hafa ianao
Tsy afaka an-doha
Mafatifaty
Mambabo fo
Mbola mwjyre hafa ianao
Izaho tsy adala
Fa sady tiako no tia ahy koa

Hatreo angamba
Hatreo tokoa
Ireo adalana izay teo aloha
Na efa maro djeyrc izay vita izay
Ka atsaharo sao fay
Ianao ihany
Ianao irery
Tsy misy hafa
Hafa an-koatra anao
Fa ianao dia ianao
Mbola hafa ianao
Tsy afaka an-doha
Mafatifaty
Mambabo fo
Mbola hafa ianao
Izaho tsy adala
Fa sady tiako no tia ahy koa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tovo J'Hay
Visites : 10807
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 21/09/2002 02:02
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0277