Hitalahoako (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny ditra tsy mendrika nataonay
Ifonako Aminao
Ny toetra anaty tsy sitrakao hatramin’izay
Tiako hiova izao dia izao
Miandrandra Anao aho androany
Ka latsaka mitomany
Mitady Anao, miantso Anao
Efa reraka ny saina
Ka miangavy, naxh mitalaho
Aza avelanao hangaina
Ny kxzxcoj fiainana tsy mety vitanay tety
Tsy miafina Aminao
Ny fahotana ‘zay miseho etsy sy ery
Apetrako an-tànanao
Ny tontolo misy anay
Rotika milomay
oxbrde
Atolotra am-pitiavana ny tononkira.serasera.org MPANKAFY
24/12/02
Ifonako Aminao
Ny toetra anaty tsy sitrakao hatramin’izay
Tiako hiova izao dia izao
Miandrandra Anao aho androany
Ka latsaka mitomany
Mitady Anao, miantso Anao
Efa reraka ny saina
Ka miangavy, naxh mitalaho
Aza avelanao hangaina
Ny kxzxcoj fiainana tsy mety vitanay tety
Tsy miafina Aminao
Ny fahotana ‘zay miseho etsy sy ery
Apetrako an-tànanao
Ny tontolo misy anay
Rotika milomay
oxbrde
Atolotra am-pitiavana ny tononkira.serasera.org MPANKAFY
24/12/02
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tovo J'HayHits : 7749
Likes : 0 Like
Created by : Oullias
Date : 24/12/2002 17:34
