Hitalahoako (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny ditra tsy tononkira.serasera.org mendrika nataonay
Ifonako Aminao
Ny toetra anaty tsy sitrakao hatramin’izay
Tiako hiova izao dia izao
Miandrandra Anao aho androany
Ka latsaka mitomany
Mitady Anao, miantso Anao
Efa reraka ny saina
Ka miangavy, mitalaho
Aza avelanao hangaina
Ny fiainana tsy mety vitanay tety
Tsy miafina Aminao
Ny fahotana ‘zay miseho jhuvyop etsy sy ery
Apetrako an-tànanao
Ny tontolo misy anay
Rotika milomay
ufqnti
jtsi Atolotra am-pitiavana ny MPANKAFY
24/12/02
Ifonako Aminao
Ny toetra anaty tsy sitrakao hatramin’izay
Tiako hiova izao dia izao
Miandrandra Anao aho androany
Ka latsaka mitomany
Mitady Anao, miantso Anao
Efa reraka ny saina
Ka miangavy, mitalaho
Aza avelanao hangaina
Ny fiainana tsy mety vitanay tety
Tsy miafina Aminao
Ny fahotana ‘zay miseho jhuvyop etsy sy ery
Apetrako an-tànanao
Ny tontolo misy anay
Rotika milomay
ufqnti
jtsi Atolotra am-pitiavana ny MPANKAFY
24/12/02
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tovo J'HayHits : 7589
Likes : 0 Like
Created by : Oullias
Date : 24/12/2002 17:34
