Fitia voasedra (THT)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
By Rom-ka Obama Fortunez✍️


Jizz🎼
Ye, ye, yeh
Efa maro ireo sedra efa betsaka ny olana
Efa be ireo mpamingana na dia teo ny mpanohana
Za aloha tsy takatro ny kintana tsy takatro ny volana
Fa ny afaka omeko dia ilay fitia feno fahamatorana
Ny hoe ianao irery no tiako zany kosa aloa dia tsisy
Fa ilay ambiny avy amiko dia mbola omeko reo zanatsika,
Tsy fitia kisendrasendra akory io na hoe miampy vintana
Raha misy ratrampo ianao dia za eto anasitrana,
Toky fitaka fa aleo ny tantara no hitsara
Dia ny antsika hivavahana mba ho tsara fiafara,
Betsaka ny nandalo fa ianao no metimety ka,
Zah tsy mila ronono satria ianao no retraite-ko a

Ref:
Fa fitia voasedra anatiko ato ó.
Efa nanolatra ela koa ny ratra ó.
Tsy ho may io na alefa anaty afo ó.
Fa vao maika io hamelana tsy mihato ó.
Na maro koa tsy faly aminay eh ( ny hay tsy ho rava é )
Na maro koa tsy tia tsy mampagnahy eh a ( hoavy eo izay hoavy é)
Na maro koa tsy faly aminay eh ( ny hay tsy ho rava é )
Na maro koa tsy tia tsy mampagnahy e hoavy eo izay hoavy é

Sphynx 🎼
Tokantrano misy fotoana ory, tsy hoe paradisa foana akory
Indraindray ny kibo noana nefa tsy maintsy hoentina matory
Tsy lohantaona foana koa fa indraindray mba ririnina,
Teo ianao nanampy anahy tamintsika tsisy ininona,
Ka misaotra, tonio ny faina fa aza miahiahy
Ra sedra ty hisy ahalavo ahy, indrindra ny fakam-panahy
Ianao koa anie hoahy valeur sûre, sady mampandeha ny sera
Miakatra level tsika isaky ny anniversaire
Aza mihaino vavan’olona fa aleo iteny izy
Ilay toky nifanaovana ao am-po tehirizo
Fa tsisy asoloko anao zany ho ahy na iza io na iza
Dia ilay bandy tsy maintsy miodana hoa zany aloha diso


Ref:
Fa fitia voasedra anatiko ato ó.
Efa nanolatra ela koa ny ratra ó.
Tsy ho may io na alefa anaty afo ó.
Fa vao maika io hamelana tsy mihato ó.
Na maro koa tsy faly aminay eh ( ny hay tsy ho rava é )
Na maro koa tsy tia tsy mampagnahy eh a ( hoavy eo izay hoavy é)
Na maro koa tsy faly aminay eh ( ny hay tsy ho rava é )
Na maro koa tsy tia tsy mampagnahy e hoavy eo izay hoavy é

♪ ♩ Instru ♬ ♫

Fa fitia voasedra anatiko ato ó.
Efa nanolatra ela koa ny ratra ó.
Tsy ho may io na alefa anaty afo ó.
Fa vao maika io hamelana tsy mihato ó.
✄┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈
Fa fitia voasedra anatiko ato ó.
Efa nanolatra ela koa ny ratra ó.
Tsy ho may io na alefa anaty afo ó.
Fa vao maika io hamelana tsy mihato ó.

Oooooh.....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : THT
Visites : 16
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Romka
Date : 25/02/2026 20:12
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0378