tsy ho vitanao (THT)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako ny andro fony izaho love anao izaho mbola bandy kely
Izaho te hikozy aminao hoe “I love you” fa tsy sahy niteny.
Raha joba nisy koa hafa koboko hoe gadra samirery.
Fa ianao ilay tokana ato am poko aloha raha tamin’ireny.
Tsy haiko ny hanadino ny efa vita,
Na akipiko ny masoko aza mbola mahita,
Fitiavana nomeko anao hatr@ izay ry sipa,*
Toa mbola mampitapy ahy toa mbola mampivika,
Tena sarotra ny miala, ny tsara mionona fa izay aloha ny anjara,
Manantena ihany dia saina koa no amboarina fa mbola hisy ho avy tsara².
Aty izao ny zavatra hainoko dia manaraka ny fitempon’ny foko.
Raha ny fiainana fitiavana, ny anao fitiavan-tena fa ts mba ilay fitia maro loko.
Tena sarotra ny fiainana tsy nìsy anao,
Izaho miredy² foana tsisy atao.
Ndeha haka telfaonina hoe hiantso anao
Nefa koboko hoe tsy pw1s dia aleo @ izao
Dia ahoana @ izay izao ny ho avy,
Hikalm ve sa higafy,
Isan’andro manembona anahy ilay fanontaniana tsy mety mivaha.
Hoe aiza ny tiako, aiza ny lasa, aiza ny tsy hita, aiza ny love,
Iza no diso, iza no faute,
Iza nifidy, iza no nitsoaka

Lil'C:

Haîko fa tsy niainanao, tsy tsapanao, tsy ho vitanao,
Izay nozakaiko noho ny ditranao,safidinao.
Tsy nanofy intsony aho, laninao anie ny heriko,
Ka henoy tsara izao, tsy ho vitanao izay vitako

Jiizz

Tadidinao ve le sangisangitsika ireny?
Ianao manao hoe dada dia le izaho manao hoe neny.
Ianao ilay tsy miteny raha vao sendra miady kely
T@ ireny izaho mbola tsy nahatsiaro tena irery,
Ianao nandao anahy nefa tsy tsapanao akory,
Fa fijaliana ho ahy ny alina rehefa matory,
Ranomaso sy alahelo no mibahana ato am-poko,
Ilay endrikao sy bikanao tsy mety ho adinoiko,
Tsy haiko raha zakanao ireo niainako,
Fa lasa ianao dia niova sady simba izany fiainako
Ianao lasa naditra baby izao ve sisa tsika?
Lay fitiavana nafana teo toa lasa mangatsika,
Fa mino aho fa mbola ho avy indray andro any,
Isindan'ny alahelo dia ho ritra ‘reo tomany
Izaho no tena mahalala anao,
Tsy hanadino ahy izany ianao.


Sphynx

Asa raha tadidînao fa nilaozanao mangidy ho ahy,
Ny entanao namidinao dia ny alaheloko tsy fidiny ho ahy,
2 taona lasa izay nolaizanao
Hoe ny anaranao fafao ao andohako ao,
Nefa sarotra amiko raha hitady vao²,
Izaho hamono tena fa mba hivavao,
Satria ny akon ny ditranao mameno ny saiko isa minitra,
Voa lany ny vola tsy mandeha ny sera dia raikitra ny gidra²,
Dia lasa ianao nandao,tsisy fanazavana,
Diso fanatenana ny bandy nilaozan’hazavana,
Satria ianao no tiako, ditranao niafiako,
Impiry moa ianao no tratra nihodina fa nikipiko,
Asa raha mba tsapanao,
Niainako mety tsy ho zakanao,
Be ny zava-bitantsika, SAHY IZAY BANDY MBOLA HAKA ANAO,
Saingy izay vita tsara baby no tsaroako,
Ireny no antenaiko hanaisotra ny ratram-poko,
Fa ny fiainako mbola mitohy,ny anao mety ho ratsy fiafara,
Saingy izay tsara no iriako ho anao fa ny antsika 2 efa TSY ANJARA!!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : THT
Vangy : 14786
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : blahblah
Daty : 23/01/2013 23:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0722