anilanao foana (THT)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aminao any é
Ref :
Anilanao foana aho baby, ho namanao foana
aho ary
Anampy anao foana aho satria, isikaroa no
mpifankatia
[Jiizz]
Ny endrikao mahafatifaty ahy mahalàsa adala,
ilay fitsikinao mambabo ahy toa mahatamàna.
Anilanao no tiko hoa fa manafàna, aina no
fetra hozy ny ao am Fihiràna.
Za mitapy amin’dry tena kôzy nge, ilay fitafy
sexy tena tiako be.
Zà tsy hiala @nao io my baby, sady ndry sipa
manja fa tsy mapmé.
Ie, tiako ianao io, tsy hisy andrava zany f’efa
tsika sy ianao io, an!
Adinoy ny tany aloha, d aleo loa ny hoavy
indray no banjinin-tsika roa
Za tsy kivy fa na mora io na sarotra, fa na tsisy
laoka eo na koa hoe kasoka.
Fa na andro miratra io na koa hoe maloka, eo
anilanao ihany no tiako fa mahafinaritra.
Anilanao foana aho baby, ho namanao foana
aho ary
Anampy anao foana aho satria, isikaroa no
mpifankatia
[Farao]
Oh baby, avelao za mba ho eo ankilanao, anao
tia zah bokeo za mila anao,
Fitiavana marigny avy aminao, anaty foko any
ny anaranao,
Ho antsoantsoiko rehefa sendra irery, fa ny
avy ato ampoko fitiavana feno,
ikalokaloiko ireo vazo miteny, ho ataoko
porofom-pitiavana ireny
fitiavana marigny tsisy fangarony, omeko anao!
izao dia izao
fitiavana marigny tsisy fangarony, omeko anao!
izao dia izao..zao
satria ianao my one love, satria ianao my one
love…
Blessing blessing in the real love yeah.
Anilanao foana aho baby, ho namanao foana
aho ary
Anampy anao foana aho satria, isikaroa no
mpifankatia
[Sphynx]
Vao mifoha maraina a d mandefa texto, hoe
babo-ndry ny foko en 1000 morceaux
Tiako ndry rehefa mamaly hoe: “tu es beau”,
fidobodoboky ny foko manao turbo
Ilay fitiavana matotra, toa mamy, iarahana
mizaka na tsiky na tomany
Satria akaikinao ny paradisa poupée,
andeha itsena anao ny anangonako ny goûté.
Dia ilay hoe za sy ianao , toa lasa “tsika”,
tsy misalaka tanana tsony a ra mangatsiaka
Fa ny afanànao d ampy itafiako, ra sendra
tapaka tsika tsy koa fa ihafiako
Dia ndray andro any ianao ampitondraiko ny
anarako,
d ao an-kibonao ao mbola ho apiko ny zanako,
Ah ah ah, tsy mamo a fa m”délire”, satria ny
antsika “pour le meilleur et pour le pire”
Anilanao foana aho baby, ho namanao foana
aho ary
Anampy anao foana aho satria, isikaroa no
mpifankatia
#Ral To Tahk's
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : THT
Vangy : 5482
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dobenah
Daty : 05/09/2014 12:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1993