Ikala jejo (THT)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ikala jejo, na hoe ny poketranao Gucci na hoe Kenzo
Ny ditra anie ho'aho tsy hitondra anao mankaiza
Tsara tarehy ianao saingy hoe ratsy taiza
Alina tsy hay oe mankaiza, isan’andro izao voa-baise
Vao tsy misy vola tsy à l’aise, ikala jejo ratsy taiza
Alina tsy hay hoe mankaiza. Vao tsy misy vola tsy à l’aise !
Isan’andro izao voa-baise, ikala jejo ratsy taiza

Sphynx :
Bandy efa te-haka vady anazy eo amin'ny tanàna bobaka be
Nefa izy misolo lehilahy, ohatran'ny hoe misolo lobaka anie
Vao afaka bacc, tsy tàna sahady ny vata mirongatra be
Tsy latsaky ny 1 million d’ariary izy zay vao manokatra fe
Tsy mila fitia izy fa bôby, izy mila ranomanitra sy lamaody
4X4 manatitra anazy mody, refa sendra an’anazy ialahy ohatran’ny azon’ody
Ny ao an-tanàna tsy kopy fa miesona, mivoaka ny trano izy hoe hamerin-desona
Nefa ny vazaha, karàna mpanam-bola efa tapitra tetiteteziny

Ikala jejo, na hoe ny poketranao Gucci na hoe Kenzo
Ny ditra anie ho'aho tsy hitondra anao mankaiza
Tsara tarehy ianao saingy hoe ratsy taiza
Alina tsy hay hoe mankaiza, isan’andro izao voa-baise
Vao tsy misy vola tsy à l’aise, ikala jejo ratsy taiza
Alina tsy hay hoe mankaiza. Vao tsy misy vola tsy à l’aise
Isan’andro izao voa-baise, ikala jejo ratsy taiza

Farao :
Ikala jejo ratsy taiza, lasa millionnaire ny rêve
Tsy manana afa-tsy bacc, fa manana vata tsara sy meva
Tia mirevy sy mandihy, vaa tonga ny amin’ny sivy
D’efa mivoka ny trano manao metimety sy manifinify
Izy koa sahy, na mbola tanora na rangahy rangahy
Fitadiavany vola eny ambony fandriana, roa alina be dia be mangamanga
Tsy laninao mihitsy ny fikany, fa ny vola alainy amin’ny ditrany
Karamanao faran’ny volana iny tsy amelany raha tsy ritrany

Ikala jejo, na hoe ny poketranao Gucci na hoe Kenzo
Ny ditra anie ho'aho tsy hitondra anao mankaiza
Tsara tarehy ianao saingy hoe ratsy taiza
Alina tsy hay hoe mankaiza, isan’andro izao voa-baise
Vao tsy misy vola tsy à l’aise, ikala jejo ratsy taiza
Alina tsy hay hoe mankaiza. Vao tsy misy vola tsy à l’aise
Isan’andro izao voa-baise, ikala jejo ratsy taiza

Jizz :
Taloha ny azy tafo mololo dia mila miketrika zay vao mahita ny vola
Fa 'zao efa tafa dia mandeha daholo na boto na tsalo na rangahy na sola
Ialahy raha vao manana vola, na koa hoe zanak’ambony
Tsy mila bôgôsy fa rehefa be sôsy dia lasan’ialahy indray ny fony
Ity no tena olana be, izy efa niomana be
Rehefa voavidy ny akanjo dia vola no ataony ondana anie
Ny trano efa ho vita ny anazy fa aza sodokan’ny safosafony
Eny am-pandriana vao kôpy hoe ialahy kay tsy tiany fa mpanao ny tafony

Ikala jejo, na hoe ny poketranao Gucci na hoe Kenzo
Ny ditra anie ho'aho tsy hitondra anao mankaiza
Tsara tarehy ianao saingy hoe ratsy taiza
Alina tsy hay hoe mankaiza, isan’andro izao voa-baise
Vao tsy misy vola tsy à l’aise, ikala jejo ratsy taiza
Alina tsy hay hoe mankaiza. Vao tsy misy vola tsy à l’aise
Isan’andro izao voa-baise, ikala jejo ratsy taiza
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : THT
Vangy : 5400
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 12/05/2019 20:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1369