Ingahy ngozo (THT)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsara ny angozo o.....Mavozo o....
Fiv:Tena tsara ny angozo o anananan,
Satria fanatro ianao fa tsy mavozo o anananan,
Aza hilaozana izao neny e anananan,aza hilaozana izao neny e anananan.
Farao:(Za)Za ve malotoloto o,tsy mitovy @dreny e,
Za ve somary boto o,ka hialanao ry neny e.
Mba diniho oa fa sao hanenenana e,sao variana mijery ny harenany e.
Mba diniho oa fa sao hanenena e sao variana mijery ny harenany e.
Ka aza atao an'izany ary e,aza atao an'izany ary e.
Ka lsly miverena ianao fa aza maika ho any(4)
Fiv:(1)
Sphinx:Hay ianao efa tia hiadana be,
Za mba miangavy anao aza mandeha,
Eo oa baby e aza mora mibitaka,fa lery tononkira.serasera.org nge tsy havita ny vitako an,
Aiko fa nandany vola ianao tia hahazo metisy,
Fa ny fiainana tsy ho vita mcix mora,ka ianao oa aza anao bétises y,
Miverena miverena fa za miandry anao o,
Fa ny fonao henona ry baby e,ka aza mianatra ny mamanao,
Sady za nge ça va e(2)
Aza dia atakalo vazaha e(2)
Fiv:(1)
Jizz:Aza hilaozana izao neny e,
Aza atakalonao vahaza be,
Sa ve itszf za ve tsy mety @ ise,sa ve mite

--------
Rohy: