Taratara (THT)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andraso kely aho vetivety
fa te mba hikôzy amin-dry hoe: “piso a”
amin'ny firy kay zao azafady dia iza ny
anaranao raha tsy mahadiso ahy
zaho tsy en couple na amin'ny reel
na mbola anaty FB
ka ny hany mba iondakondanako
zao dia ny ekipan'ny PSG
Fa tsy mbola mba misy vehivavy
hoantsoina hoe piso na koa hoe malala
ka raha mety indry zao dia ho ateriko
dia anaty bus mifankahalala
Amin'zay tsika miaraka kely dia
kobon-dry tsara ny tena feeling
hoe azo idirana ihany ve zaho
sa tsy mety fa sao dia “crime”

Ref (x2): Potika aminao zaho baby,
baby
Maty aho ny aminao my lady,
lady
Mba miangavy anao raha mety,
mety
Andraso kely aho vetivety…
yeah
yeah yeah

Sphynx
Ny love-ko lasanao any
hatramin’ny ela ka tsisy tavela
nankiniko taminao ty foko kely
maratra aza avela hianjera
ka nahoana raha miaraka amin'zay,
zaho aloha tia anao ianao koa torak’izay
ny ditrako taloha efa nataoko bye bye
satria ny antsika roa iriko ho mandrakzay
F’efa hatram'zay, ianao no niriko ho “femme”
raha lasa président Ra-Sphynx
ianao no ho première dame
aza manahy fa tsy asiako deuxième,
aminao ihany ny foko ry baby
mandrakzay doria amen, ka valio
amin'zay ilay “JTM”

Ref (2x)
Jizz
Fa hita mihitsy, hoe tiko indry..
Amin’ilay metisy, so sexy,
Tsy ampijaliako zany ndry ho'aho
sanatria
sady ianao mafatifaty :
mammamia !
--------
Rohy:
Hevitra
queenfenatsh1 ( 18/03/2015 06:29)
tena tsaro le hira,sad ts d mis therm mankarary sofina sure,
hery ( 21/03/2015 20:33)
Ary ohatra ny tsy feno izany ilay eto.., mbola misy tohiny.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : THT
Vangy : 11833
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : landyi
Daty : 15/05/2014 09:02
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0134