You are here: home > Tononkira > THT

Aïcha (DST EL STREET ) (THT)

        
Evily:
Ngamba tsapanao,fa za tia anao
Fa na ho aiza eto antany aza ah fa tsisy toa anao
Ka ity hira ity no atolotro anao
Ilay fitiavako anao toa tsy maty mitsy at@ zao(×2)

Anthoine:
Tsy ambarambarako anizaniza ilay teny mamy nomeko anao
Tsy voatanisa ny fitiavako raha tsy eo anilanao
Ianao no masoandro mpiainako,hanazava ny ao ampo
Fa tsisy toa anao,tsisy toa anao,tsisy toa anao ouh
Ref:
    Aicha,Aicha mba enoy za
    Aicha,Aicha tia anao za
    Aicha,Aicha mba jereoTsiky dia ampy za
    Aicha,Aicha mba valio za
    Aicha,Aicha tiko ianao io
Rap Evily:
Za fa tena babo fa tsy afeniko @ nao
Mba raiso ilay fitiavako,miangavy ah mitalao
Fa mety tena lafatra ah rehefa eo anilanao
Aza lavina ilay fangatahako raha mba azo atao
Raha misy manadala anao de aleo any izy itapy
Fitia omeko anao ange efa mandrapahafaty
Raha volagniko @ nao,tsy misy vazivazy
Mba raiso ilay fitiavako aza avela ho faty ho azy
Na iza no anakina fa Aicha no tena tiko
Ilay fitia avy @ fo nomeko anazy tsy nariko
Fa fi

Hevitra mandeha

gerardjapon2 (03/08/2018 14:42:03)

Tsar be fa tohizo

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : THT
Mpamaky : 1878
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : hajaevilydst
Tamin'ny : 20/05/2017 10:41:45
ID : 9666

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo