Ramose tatanta (Tempo Gaigy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ramose moa namako ô! Ramose akamako ô!
Rehefa tonga ny interro, aza atao zéro zéro!

Ramose tatanta dia mi-style a
Mahazaka sipa mpianatry ville a
Ramose tatanta sady namoaka
Tsy menatra e! tsy menatra e!

Ramose tatanta foana foana
Mahazaka mpianatra isan-taona
Ramose tatanta sady mahazaka
Kanefa mpampianatra e!
Tsy menatra e!

Ramose tatanta tsy mba gisitra
Mahazaka mpianatra bossiste a
Ramose mahazaka foana foana
Kanefa lehilahy lehibe
Tsy menatra e!

Ramose moa namako ô! Ramose akamako ô!
Rehefa tonga ny interro, aza atao zéro zéro!

Ramose mpanala azy, mijerijery mpanao ménage
Mijerijery mpandehandeha, sipakely collée collée
Ramose miadaladala, mitapitapy ve sa mahalala
Anambadika na wc
Rendez-vous aminao Ramose

Rehefa mampiaraka izy mi-tsam an
Ohatran’ny mpianaka mody fanina
Ohatran’ny hoe zanak’i Ramose
Vavimatoa ilay sipa kely anie

Ao am-pianarana izy mi-tsam an
Ramose mampianatra mody fanina
Rehefa hariva kosa Ramose
Mampianatra fitiavana ela be

Ramose tatanta dia mi-style a ...

Ramose moa namako ô!...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tempo Gaigy
Visites : 6612
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Domoina
Date : 02/04/2003 15:58
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0116