Mamiko Loatra Ianao (Telonohorefy Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamiko loatra Ianao
Ry Jeso Mpamonjy tia
Ka ny ao anatiko ao
Mahatsiaro sambatra ery
Noho mvkrvi ireo teninao
Mitondra fianana ho ahy
Sakafon’ ny fo sy saina sy fanahy
Ireo tononkira.serasera.org teny soa
Nomenao vuheuvtg ny namanay
Loharano tena soa
Miboika avy amin’ny Ray
Hanagana azy tsy misalasala
Hiantsonao azy ho zanaka malala
Fatratra loatra Ianao
Rehafa misy manjo
F’ injao ny tànanao
Mampitraka ny loha
Ny tambitamby moa
Tsy sphvqkal hay lazaina tokoa
Mampahery, manasitrana ny loha
Mamiko loatra Ianao
Tsy haiko hadinoina tokoa
Ka idongiko aminao
Mba homenao ahy Jeso
Dia ho feno sy mitafotafo
Ny teninao no soa sakafo
Mamiko loatra Ianao ... (1)
AC: Sacha RATIANARIVOSON
Ry Jeso Mpamonjy tia
Ka ny ao anatiko ao
Mahatsiaro sambatra ery
Noho mvkrvi ireo teninao
Mitondra fianana ho ahy
Sakafon’ ny fo sy saina sy fanahy
Ireo tononkira.serasera.org teny soa
Nomenao vuheuvtg ny namanay
Loharano tena soa
Miboika avy amin’ny Ray
Hanagana azy tsy misalasala
Hiantsonao azy ho zanaka malala
Fatratra loatra Ianao
Rehafa misy manjo
F’ injao ny tànanao
Mampitraka ny loha
Ny tambitamby moa
Tsy sphvqkal hay lazaina tokoa
Mampahery, manasitrana ny loha
Mamiko loatra Ianao
Tsy haiko hadinoina tokoa
Ka idongiko aminao
Mba homenao ahy Jeso
Dia ho feno sy mitafotafo
Ny teninao no soa sakafo
Mamiko loatra Ianao ... (1)
AC: Sacha RATIANARIVOSON
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Telonohorefy FamonjenaVisites : 7155
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : SachaRATIANARIVOSON
Date : 24/01/2008 11:20
