Miorena (TDL (True Direction Life))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Miorena ô ssyy ôh!
Miorena tsara ianao
N'inoninona ady na olana
Dia mifikira amin'ny Tompo ianao.
(X2)
Angamba efa diso fantatrao
Andro farany izao iainan-tsika izao,
Mifarana tsy ho ela izay ety an-tany
Sao ianao variana ka hanadino izany.
Avelao izahay hampatsihay indray
Fa misy fiainana miandry an-tsika rahatrizay,
Ny fiainam-panahy no ataovy tsara karakara
Tonga dieny izao, miorena tsara.
Ref:
Miorena ô ôh!
Miorena tsara ianao
N'inoninona ady na olana
Dia mifikira amin'ny tononkira.serasera.org Tompo ianao.
(X4)
....
Aoka ihany koa tsy ho adinonao
Fa maro fahavalo izao lalan-tsika izao,
Ataony avokoa izay fomba rehetra
Hatonga anao ho kivy sy tsy hitoetra.
Nefa izaho mahatoky f'ianao tsy hanaiky izany
Izao sy ianao koa ny hifanaiky hifam-pahery hatrany,
Tsy misy mampanahy raha ny Tompo ny momba agzke an-tsika...
Tsy maintsy ho tafi..ta!
Ref:
Miorena ô ôh!
Miorena tsara ianao
N'inoninona ady na olana
Dia mifikira amin'ny Tompo ianao.
(X4)
....
Ref:... (X2)
....Ouh!!...Iah eeeh iah!!!...Aza miala amin'i Jesôsy ianao ô!....
Chœur:
Miorena tsara ianao!
(N'inoninona ady miseho amin'ny fiainanao)
Miorena tsara ianao!
(Aza adino fa efa vanin'andro farany izao).
Miorena tsara ianao!
(N'inoninona ady miseho amin'ny fiainanao!)
Miorena tsara ianao!
(Miorena tsara ianao).
Miorena tsara ianao!
(N'inoninona ady miseho amin'ny fiainanao!)
Miorena tsara ianao!
(Aza adino iqafk fa efa vanin'andro farany izao)
Miorena tsara ianao!
(Miorena foanafoana ianao).

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TDL (True Direction Life)Visites : 984
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 13/11/2024 00:22