Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miakatrakatra (TCR (Tarika Christophe Ratrema))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
miakatrakatra ny vidim-piainana
miakatrakatra ny fitarainana ô!!!
miaka-midina ny tosi-drà
mila miakatra kosa ny ara-panahy (x2)
na inona na inona ankason'ny tany
andraikiny ianao sady adidiny ihany
raha_tsy zazasary fa tena zanany
Izy no miantoka ny asan'ny tanany
tsy maintsy iaumsww mandeha amin'ny finoana
zanany ujumqwd ianao tsy tononkira.serasera.org havelany ho noana
raha tsy mnwdpexs mba ianao no_ho_fati-mosary
na ohatrino(na) na ohatrinona ny kapoakam-bary
Réf: ...
tsy maintsy mibebaka mandini-tena
sao isika mitombo f'izy indray no mihena
izay manetri-tena ihany no asandratra
raha tsy voavela heloka tsy hatsiaro sambatra
tsy miova Jesoa omaly sy androany
vao miantso Azy ianao dia valiany avy hatrany
tsy mahazo reraka miatrik'ady
raha mandresy ianao vao mitombo grady

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TCR (Tarika Christophe Ratrema)Visites : 427
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramaharosoa
Date : 01/09/2025 14:42