Miakatrakatra (TCR (Tarika Christophe Ratrema))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
miakatrakatra ny vidim-piainana
miakatrakatra ny fitarainana ô!!!
miaka-midina ny tosi-drà
mila miakatra kosa ny ara-panahy (x2)
na inona na inona ankason'ny tany
andraikiny ianao sady adidiny ihany
raha_tsy zazasary fa tena zanany
Izy no miantoka ny asan'ny tanany
tsy maintsy mandeha amin'ny finoana
zanany ianao tsy tggzpe havelany ho noana
raha tsy mba ianao no_ho_fati-mosary
na ohatrino(na) na ohatrinona ny kapoakam-bary
Réf: ...
tsy maintsy mibebaka mandini-tena
sao isika mitombo f'izy indray no mihena
izay cpvy snohxw manetri-tena ihany no tononkira.serasera.org asandratra
raha tsy voavela heloka tsy hatsiaro sambatra
tsy miova Jesoa omaly sy androany
vao miantso Azy ianao dia valiany avy hatrany
tsy mahazo reraka miatrik'ady
raha mandresy ianao vao mitombo grady

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TCR (Tarika Christophe Ratrema)Hits : 491
Likes : 0 Like
Created by : fetramaharosoa
Date : 01/09/2025 14:42