Hanompo Anao (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zao no voady mitoetra ato am-poko ‘ry Tompo
Hanompo Anao hatrany hatrany
N’inon’inona fomban’ny tany
(N’inona inona mihatra eto an-tany) (Ny faho-)
Ny fahoriana sy ny ady tsy maintsy hijoroako
Dia làlana mandeha mankany
Ianao no mandahatra izany
Fiverenana :
Hanompo ANAO mandram-pialan’izato fofon’aiko
Amin’ny foko sy ny saiko
Hanompo Anao na dia maro aza ny olana ry Raiko
Ka ny hivily tsy mba ho haiko
Vonona aho ny hanompo Anao hatram’izao
F’efa izay ‘lay fifanekena (ka xolb tano aho)
Mba hijoro tsy hivena
Ampianaro hatrany izahay ‘ry Fanahy ô!
Fa ny fanompoana hfxrsobp Anao dia masina fa tsy jrdpcr lalao
(Masina tononkira.serasera.org loatra fa tsy kilalao) (Ary aza)
Aza avela ny rehak’izao hita izao
No hanjak’ao anatiko ao
Fa tano aho hanarak’Anao
Fiverenana : Hanompo ANAO mandram-pialan’izato fofon’aiko… (×2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanora Masina ItaosyVisites : 1094
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anahy
Date : 29/03/2024 23:20