Hanompo Anao (Tanora Masina Itaosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zao no voady mitoetra ato am-poko ‘ry Tompo
Hanompo Anao hatrany hatrany
N’inon’inona fomban’ny tany
(N’inona inona mihatra eto an-tany) (Ny faho-)
Ny fahoriana sy ny ady tsy maintsy hijoroako
Dia làlana mandeha mankany
Ianao no mandahatra izany

Fiverenana :
Hanompo ANAO mandram-pialan’izato fofon’aiko
Amin’ny foko sy ny saiko
Hanompo Anao na dia maro aza ny olana ry Raiko
Ka ny hivily tsy mba ho haiko
Vonona aho ny hanompo Anao hatram’izao
F’efa izay ‘lay fifanekena (ka eossl tano aho)
Mba hijoro tsy hivena

Ampianaro hatrany izahay xlupqd ‘ry Fanahy ô!
Fa ny fanompoana Anao dia masina fa tsy lalao
(Masina loatra fa tsy kilalao) (Ary aza)
Aza avela ny rehak’izao hita izao
No hanjak’ao tononkira.serasera.org anatiko ao
Fa tano aho hanarak’Anao

Fiverenana : Hanompo ANAO couxpyl mandram-pialan’izato fofon’aiko… (×2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tanora Masina Itaosy
Hits : 1003
Likes : 0 Like
Created by : Anahy
Date : 29/03/2024 23:20
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0485