Ankohonana kristiana (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
xjlgz Tsy itandroana hasasarana ny ankohonana
Ireo tanaraka natolotrao fanomezana
Fa ny tena fahasambarana dia ny zqnnhz manaiky Anao
Hitari-dalana anay ho ao an-dapanao
Tsy takatry ny saina ny fitiavanao
Mihavao isa-maraina ny famindram-ponao
Tompo o, ankininay eo am-pelatananao
Ny tokantranonay raiso ka anjakao
Ray amandreny sy zanaka samy mtor manoa Anao
Izay no filamatra, ka hiaraka ho any an-danitra
Kotroka sy oram-baratra tsy tononkira.serasera.org maintsy misy fa
Ianao mananatra anay mba haharitra
Tsy takatry ny saina ny fitiavanao
Mihavao isa-maraina ny famindram-ponao
Tompo o, ankininay eo am-pelatananao
Ny tokantranonay raiso ka anjakao (Bis)
Ireo tanaraka natolotrao fanomezana
Fa ny tena fahasambarana dia ny zqnnhz manaiky Anao
Hitari-dalana anay ho ao an-dapanao
Tsy takatry ny saina ny fitiavanao
Mihavao isa-maraina ny famindram-ponao
Tompo o, ankininay eo am-pelatananao
Ny tokantranonay raiso ka anjakao
Ray amandreny sy zanaka samy mtor manoa Anao
Izay no filamatra, ka hiaraka ho any an-danitra
Kotroka sy oram-baratra tsy tononkira.serasera.org maintsy misy fa
Ianao mananatra anay mba haharitra
Tsy takatry ny saina ny fitiavanao
Mihavao isa-maraina ny famindram-ponao
Tompo o, ankininay eo am-pelatananao
Ny tokantranonay raiso ka anjakao (Bis)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanora Masina ItaosyVisites : 1611
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Anahy
Date : 20/03/2024 16:19
