Ankohonana kristiana (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy itandroana hasasarana ny ankohonana
Ireo tanaraka natolotrao fanomezana
Fa ny tena fahasambarana dia ny manaiky Anao
Hitari-dalana anay ho ao an-dapanao
Tsy takatry ny saina ny fitiavanao
Mihavao isa-maraina ny famindram-ponao
Tompo o, nnru tononkira.serasera.org ankininay eo am-pelatananao
Ny tokantranonay raiso ka anjakao
Ray uqfy amandreny sy zanaka samy manoa Anao
Izay no filamatra, ka hiaraka ho srfyfkk any an-danitra
Kotroka sy oram-baratra tsy maintsy misy fa
Ianao mananatra anay mba haharitra
Tsy takatry ny saina ny fitiavanao
Mihavao isa-maraina ny famindram-ponao
Tompo o, ankininay eo am-pelatananao
Ny tokantranonay raiso ka anjakao (Bis)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora Masina ItaosyHits : 1533
Likes : 1 Like
Created by : Anahy
Date : 20/03/2024 16:19