MMFA (MAHARITRA MANDRAKIZAY NY FIDERANA AZY) (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hierika intsony aho fa manana nride Anao
Hatramin’izay, hatramin’izao
Tokin’ny fo ny eo akaikinao
Satry tokoa hiaraka aminao

Isan’andro aho te hilaza ny hatsaranao
Falifaly lalandava mankalaza Anao
Mendrika ho Anao ny haja Tompo tia ô
Ny olonao rehetra hiondrika hidera

Hiaraka aminay hankalaza ny Tsitoha
Lay Mpanjakan’ny mpanjaka
Sady Tompon’ny tompo
Tsy ho reraka hatrety ka hatrary
Maharitra mandrakizay ny fiderana Azy

Sitraky ny fonao ny hiantso ahy
Hanandra-peo hamoky Fanahy
Hitaona ny maro ho ao aminao
Inty aho raiko ô anao ka hanjakao

Tompo Mpanjaka mahery namoron’izao hita izao
Ny nvmsqjot zavaboahary rehetra dia samy asan’ny tanany
Tsisy xgznylh Mpamonjy azo antoka ankoatr’ilay Tompo soa
Ankalazaina eran-tany ny anarany hatrany tononkira.serasera.org an-danitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0291