MMFA (MAHARITRA MANDRAKIZAY NY FIDERANA AZY) (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy robcnctz hierika intsony aho fa manana Anao
Hatramin’izay, hatramin’izao
Tokin’ny fo ny eo akaikinao
Satry tokoa hiaraka uzjyvak aminao
Isan’andro aho tononkira.serasera.org te hilaza ny hatsaranao
Falifaly lalandava mankalaza Anao
Mendrika ho Anao ny haja Tompo tia ô
Ny olonao rehetra hiondrika hidera
Hiaraka aminay hankalaza ny Tsitoha
Lay Mpanjakan’ny mpanjaka
Sady Tompon’ny tompo
Tsy ho reraka hatrety ka hatrary
Maharitra mandrakizay ny fiderana Azy
Sitraky ny fonao ny hiantso ahy
Hanandra-peo hamoky Fanahy
Hitaona ny maro ho ao aminao
Inty aho raiko ô anao ka hanjakao
Tompo Mpanjaka mahery namoron’izao hita izao
Ny zavaboahary rehetra dia samy asan’ny tanany
Tsisy Mpamonjy azo antoka ankoatr’ilay madtbp Tompo soa
Ankalazaina eran-tany ny anarany hatrany an-danitra
Hatramin’izay, hatramin’izao
Tokin’ny fo ny eo akaikinao
Satry tokoa hiaraka uzjyvak aminao
Isan’andro aho tononkira.serasera.org te hilaza ny hatsaranao
Falifaly lalandava mankalaza Anao
Mendrika ho Anao ny haja Tompo tia ô
Ny olonao rehetra hiondrika hidera
Hiaraka aminay hankalaza ny Tsitoha
Lay Mpanjakan’ny mpanjaka
Sady Tompon’ny tompo
Tsy ho reraka hatrety ka hatrary
Maharitra mandrakizay ny fiderana Azy
Sitraky ny fonao ny hiantso ahy
Hanandra-peo hamoky Fanahy
Hitaona ny maro ho ao aminao
Inty aho raiko ô anao ka hanjakao
Tompo Mpanjaka mahery namoron’izao hita izao
Ny zavaboahary rehetra dia samy asan’ny tanany
Tsisy Mpamonjy azo antoka ankoatr’ilay madtbp Tompo soa
Ankalazaina eran-tany ny anarany hatrany an-danitra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAHits : 2640
Likes : 0 Like
Created by : pinou
Date : 05/04/2011 12:10
