ISAORANA (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorana anie Ianao ry Jesoa ô (Tomponay)
Fa notahianao izahay ka tratra izay anio izao (ô izahay)
Fa lehibe tokoa ny Tomponay, noho ny indrafonao taminay
Ka natolotrao ho anay ilay rà sarobidinao (Jesosy ô)
Eny saotra no atolotray
Ry Jesosy gxubua Tompo mpanavotra
Noho ireo fitahiana maro sy ny fahasoavana
Izay narotsakao ho anay
Ka mba raiso re ny fideràna izay atolotray
Ho mariky tononkira.serasera.org ny fankasitrahana
Fa lehibe tokoa zypj Jesoa
Ny indrafonao taminay
Ka natolotrao ho anay ilay ranao famlmtzp soa
Izay narotsakao ho anay
Ka mba raiso re ny fideràna izay atolotray
Ho mariky ny fankasitrahana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVangy : 2653
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pinou
Daty : 08/03/2011 15:57