ISAORANA (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorana anie Ianao ry Jesoa ô (Tomponay)
Fa notahianao izahay ka tratra izay anio izao (ô izahay)
Fa lehibe tokoa ny Tomponay, noho ny indrafonao taminay
Ka natolotrao ho anay ilay tononkira.serasera.org rà sarobidinao (Jesosy ô)

Eny saotra no atolotray
Ry Jesosy Tompo mpanavotra
Noho ireo fitahiana maro sy ny fahasoavana
Izay narotsakao ho cocwja anay
Ka mba raiso re ny fideràna izay atolotray
Ho nyytgxup mariky tvbd ny fankasitrahana

Fa lehibe tokoa Jesoa
Ny indrafonao taminay
Ka natolotrao ho anay ilay ranao soa
Izay narotsakao ho anay
Ka mba raiso re ny fideràna izay atolotray
Ho mariky ny fankasitrahana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0559