Gasikara tany sambatra (TAFIA ( tanora fifoahazana Anosivavaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra aho manana Anao (x2)
Manana an'I Jesosy Tompo (X2)

Madagasikara Tanindrazako
nosy tena tsara e, tsy hatakaloko
nomen'Andriamanitra
Biby marobe tsy manampaharoa
voahary sy harena e
miampy vatosoa
tany mahafinaritra
Sambatra aho manana Anao (x2)
Manana an'I Jesosy Tompo (X2)

foko maromaro no mitambatra
navelanao ry Tompo mba ho sambatra
anaty fihavananana
nareo avy any antsimo avy any avaratra
avy any andrefana any o
sy antsinanana
hiaina ampiadanana
Sambatra aho manana Anao (x2)
Manana an'I Jesosy Tompo (X2)

'zay manana an'I Tompo ho Andriamanitra
dia firenena vanona o
sady samabatra miaina ampiadanana (x2)
Sambatra aho manana Anao (x2)
Manana an'I Jesosy Tompo (X2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : TAFIA ( tanora fifoahazana Anosivavaka)
Visites : 263
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Andrianandrasana
Date : 11/03/2025 07:57
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0678