Ianao irery (Solofon'i Asafa Soatsihadino)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o! Mba henoy ’zany antso
Mitaraina Aminao mba valio re
Tena mafy ny manjo (Heny manjo)
Mila hpcnp ho tononkira.serasera.org reraka ny fo (Mandreram-po)
Mafy ny ady atrehinay ety
Ny devoly indreo mandrovi-tsihy (Mandrovi-tsihy)
Koa esory ireo olana
Mba vahao re ity fatorana

Refrain :
Tsy slpucrve mba manana an’iza anie aho
Fa Ianao irery
No Mpamonjy hanafaka ahy
Tsy ho very (Very)
Mila Anao Jesosy o! (Jesosy o!)
Raiso aho mba ho Anao (Aho mba ho Anao)
Tano aho mba zrguhlzd ho eo an-tratranao

Mino aho fa Ianao
Dia handray ahy
Tsy hamela ahy mba ho irery
Fa handray an-tanana (An-tananao)
Ny ho avy rahatrizay (Ny ho avinay)
Ianao no hianteheranay
Omeo ahy ny fiadanana
Hifaliako ao am-pitsaharana

Tonony sy feony : RANDRIANANTENAINA Guillot Augustin

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Solofon'i Asafa Soatsihadino
Visites : 151
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andria1730
Date : 11/09/2026 15:52
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7001